11
oct
09

Monja Roindefo : Matotra lavitra noho i Andry Rajoelina

Mibaribary ankehitriny fa namaky ady tamin’i Monja Roindefo  i Andry Rajoelina matoa sahy nilaza itsy voalohany fa vonona hilatsaka ho fidiana ho filohan’ny Repoblika araka ny fanambarana nataony ho ren-tany ren-danitra vao tsy ela akory izay.

Lire la suite ‘Monja Roindefo : Matotra lavitra noho i Andry Rajoelina’

11
oct
09

Andry Rajoelina : Mihevitra ny zanak’i Toliara ho olona gisitra sy dombo fisainana

“Tsy misy mpitondra fanjakana voafidim-bahoaka eto” hoy ny Praiminisitra Monja Roindefo nandritra ny fanambarany tamin’ny Sabotsy 10 Oktobra lasa teo. Marina izany. Midika koa izany fa fandeferana lehibe no naneken’ity lehilahy ity ho Praiminisitra raha notendrena tetsy amin’ny Kianjan’ny 13 May izy nandritra ireny tolona mafana vay ireny na dia efa fantany tsara aza fa fitondrana najoro teny an’arabe ny an’i Andry Rajoelina.

Lire la suite ‘Andry Rajoelina : Mihevitra ny zanak’i Toliara ho olona gisitra sy dombo fisainana’

11
oct
09

I Monja ihany no antsika !

Marina  fa ny filoha Andry Rajoelina no nitarika ny tolona nataontsika ka nampiongana an-dRavalo. Fa tsy nahavita io tolona io isika raha tsy teo ny praiminisitra hajaina Monja Roindefo. Taiza moa i Andry Rajoelina tamin’ny 7 febroary. Moa tsy ny praiminisitra hajaina Monja Roindefo no nitarika antsika teny Ambohitsorohitra? Ireo miaramilantsika nikonona ny fakana an-keriny ny fitondrana, moa tsy i Monja Roindefo no nandresy lahatra azy ireo ?

Lire la suite ‘I Monja ihany no antsika !’




mai 2012
L Ma Me J V S D
« oct    
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
28293031  

Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.